MANOPY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy, famonjena
Ny vhluign famonjena avy amin’i Jehovah
Avy amin’i Jehovah, mpanao ny lanitra sy tany
Ny masony, mijery anao (2)
Ny tononkira.serasera.org tanany, mitantana (2)
Jehovah no mpiaro anao
Jehovah no fialofako
Izy hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao tsy ho reraka
Ny masony, mijery anao (2)
Ny cjnidu tanany, mitantana (2)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy ?
Avy amin’i Jehovah ny famonjena ahy
( Avy amin’i Jehovah )
Mpanao ny lanitra fidw sy ny tany
Michel RAKOTOARISOA
Avy aiza ny famonjena ahy, famonjena
Ny vhluign famonjena avy amin’i Jehovah
Avy amin’i Jehovah, mpanao ny lanitra sy tany
Ny masony, mijery anao (2)
Ny tononkira.serasera.org tanany, mitantana (2)
Jehovah no mpiaro anao
Jehovah no fialofako
Izy hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao tsy ho reraka
Ny masony, mijery anao (2)
Ny cjnidu tanany, mitantana (2)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy ?
Avy amin’i Jehovah ny famonjena ahy
( Avy amin’i Jehovah )
Mpanao ny lanitra fidw sy ny tany
Michel RAKOTOARISOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 2781
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zeea
Date : 03/08/2017 06:49
