tanindolo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana vy tao ambanin’ny tany e!
Vita ny famaky sy fitaovana hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso koa ny loko feno zmjb hazo ny tontolo
Nipoitra indray zexxidyu ireo kamo tsy mba te hisasatra
Nanjary tononkira.serasera.org famonoana ny famaky sy lefona
Tsy nisy voa firy mba nivoaka
Fa ny olona indray no voaloadoaka
S.O.S ndao vonjena ny tontolo
S.O.S sao lasa tanindolo
May ny tanety lasa efitra sy ynlfb dezaka
Tsy lafo ny angady ka niova indray ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary babangoana ka mitaraina
SO.S...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3813
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/07/2002 15:18