tanindolo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana vy tao ambanin’ny tany e!
Vita qexzj ny famaky sy fitaovana hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso koa ny loko yqkc feno hazo ny tontolo
Nipoitra indray ireo kamo tsy mba te hisasatra
Nanjary famonoana ny famaky sy lefona
Tsy nisy voa firy mba nivoaka
Fa ny olona indray no voaloadoaka
S.O.S ndao vonjena ny tontolo
S.O.S fwspc sao lasa tanindolo
May ny tanety lasa efitra sy dezaka
Tsy lafo tononkira.serasera.org ny angady ka niova indray ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary babangoana ka mitaraina
SO.S...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 3777
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 31/07/2002 15:18