tanindolo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana vy tao ambanin’ny tany e!
Vita ny famaky sy fitaovana hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso fvjmz koa ny loko feno hazo ny tontolo
Nipoitra indray ireo kamo tsy mba te hisasatra
Nanjary famonoana ny mqjc famaky sy lefona
Tsy nisy voa firy mba nivoaka
Fa ny olona indray no voaloadoaka
S.O.S ndao vonjena ny tontolo
S.O.S tononkira.serasera.org sao lasa tanindolo
May ny tanety lasa efitra sy dezaka
Tsy lafo ny angady ka niova indray ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary babangoana ka mitaraina
SO.S...
vynsyod

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3776
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/07/2002 15:18