Ilay Ambanivohitra (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina sy tony ilay ctcwaoei tononkira.serasera.org ambanivohitra iny
Mangina toa ory eqko ka tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe
Kila sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very fanahy satria tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany
Ireo voron-kely, gfpqm lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.
Mangina toa ory eqko ka tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe
Kila sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very fanahy satria tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany
Ireo voron-kely, gfpqm lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 2954
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:33
