Faly, ravoravo (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafasaraky ny elanelantany ireo mpifankatia toa zany
Dia felan-taratasy no mba hany ampiononana ny tena
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana,
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona

Ranomasimbe no nodiavin'ny mpanjono an-dakana
Feno ny vady aman-janany ny eo fvqi amorom-pasika
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa lmazxu tafahaona

Kopa-tanana sy veloma, io no nifandaozana
Izay nandeha nitety tany nitondra hira tany ho any
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana
Tena faly, mocdk ravoravo, velombolo fa tononkira.serasera.org tafahaona


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zopanage
Vangy : 4125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 21:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143