Dina (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao no ikaloiko izao hira izao
Ho fahatsiarovana tononkira.serasera.org ny andro fahizay
Fony fxpcb izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy sjzbguhm ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia

Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana jtpiuhj sy ny tia

Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo ny rendrarendra izay mandalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 5819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116