Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay  
  fkmif Na ny vorona nandalo iny aza jwfu
  Nikopaka tsimoramora
  Naraina loatra izany ora
  Nahatsiaro anao aho tamin’izay

REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2 tononkira.serasera.org
Hamangy ny any Ankaratra aho rgqmnln
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 5599
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 16:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134