Ekeko satria (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tianao no tiako satria
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria flnw izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny svipbr foko
Ianao: no hfwt ikaloiko
Ianao, ianao irery tononkira.serasera.org ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria flnw izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny svipbr foko
Ianao: no hfwt ikaloiko
Ianao, ianao irery tononkira.serasera.org ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GabhyVangy : 26354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:14
