Tsy aiza tsy akory (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aiza tsy akory tsy lavitra anao
Fa mbola mitepo ao anatiko ao
Fitiavana feno sy tsy cdbjw mety maty
Toa afon’apombo mirehitra anaty

Tsy aiza maszr tsy akory fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola mangina
Avia manantona fa tsy aiza edaledx tsy akory
Fa ao anatiko ao izy mbola matory

Faingana faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Avia miondana eo antratrako avia
Fa tononkira.serasera.org midanadana ho anao ’lay fitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gabhy
Vangy : 3243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravaokininina
Daty : 15/08/2008 22:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488