VELOMA RY IARIVO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Veloma ry tanàna
Tanàna tsy foiko
Handao anao anie aho
Ka he ! mitrahotraho
Ny ranomasoko indro tsy tàna
Handao anao ry tanàna
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Ny pakhdths tenako no tsy eto anivo
Fa eto urkgy ny fo sy ny saiko
Veloma eny veloma
Ry tanàna mamiko
Masina eny masina re
Ry gmvctxk toeran-tsy foiko
Tsy ho adino fa ho tsaroana
Veloma tononkira.serasera.org mandra-pihaona
Ry Tanindrazako
Veloma ry tanàna
Tanàna tsy foiko
Handao anao anie aho
Ka he ! mitrahotraho
Ny ranomasoko indro tsy tàna
Handao anao ry tanàna
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Ny pakhdths tenako no tsy eto anivo
Fa eto urkgy ny fo sy ny saiko
Veloma eny veloma
Ry tanàna mamiko
Masina eny masina re
Ry gmvctxk toeran-tsy foiko
Tsy ho adino fa ho tsaroana
Veloma tononkira.serasera.org mandra-pihaona
--------
Link:
