NY LASA (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy asiam-panenenana akory ny lasa
Tsy asiana alahelo bwipsofw ny zavatra vita
Fa hoatry ny lamba niaraha-nanasa
Tahaka ny rano niarahana mita
Ny taona efa lasa dia lalan’ombàna
Tsy arahina fondro, tsy arahina tsiny
Na ritra aza re ny fihantahantàna
Dia mbola tsarovako izany fahiny
Na bonga aza sisa, tanaty tanàna
Na tononkira.serasera.org rava aza hono ny trano rehetra
Ny toerany kosa dia sarotra halàna
Ny tany niorenany, mbola toetra
Tsy ho fongotra akory ny hazo kiwqag kapaina
Ny raviny foana no raraka an-tany
Ny tahony angamba no mety ho maina
Ny fakany ihul kosa dia mbola ao ihany
Tsy asiana alahelo bwipsofw ny zavatra vita
Fa hoatry ny lamba niaraha-nanasa
Tahaka ny rano niarahana mita
Ny taona efa lasa dia lalan’ombàna
Tsy arahina fondro, tsy arahina tsiny
Na ritra aza re ny fihantahantàna
Dia mbola tsarovako izany fahiny
Na bonga aza sisa, tanaty tanàna
Na tononkira.serasera.org rava aza hono ny trano rehetra
Ny toerany kosa dia sarotra halàna
Ny tany niorenany, mbola toetra
Tsy ho fongotra akory ny hazo kiwqag kapaina
Ny raviny foana no raraka an-tany
Ny tahony angamba no mety ho maina
Ny fakany ihul kosa dia mbola ao ihany
--------
Lien:
