Ekeko satria (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tianao no tiako satria
Ny lalanao no lalako
Ny bfhj alehanao no alehako
Matoa ny foko unda nanaiky tononkira.serasera.org dia tia
Satria izay nekeko
Tsy ujzfn miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
Ny lalanao no lalako
Ny bfhj alehanao no alehako
Matoa ny foko unda nanaiky tononkira.serasera.org dia tia
Satria izay nekeko
Tsy ujzfn miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GabhyHits : 27467
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 05/06/2009 16:14
