NAFOIKO NOHO IANAO (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary izao, izao rehetra izao
Dia nafoiko, nafoiko noho ianao
Ianao, ianao, ianao irery ihany
Ianao no iray, iray eto an-tany
Ary izao, izao tontolo izao
Nilaozako avokoa, nafoiko noho tononkira.serasera.org ianao

Ny rendrarendran-tany dia tsy ujmayzt nahoako akory
Nafoiko noho ianao
Ireo aminy xxqp rehetra nilaozako avokoa
Nafoiko noho ianao
Fa tena manadala ny rentirenty any
Nafoiko noho ianao
Dia nafoiko noho ianao dykmv

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gabhy
Vangy : 4931
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 24/12/2006 12:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1036