Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANAO IRERY (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao irery tononkira.serasera.org aho, anao hatrany hatrany
Anao, matokia raha mbola eto an-tany
Atolotro anao ny fiainako pewi rehetra
Atolotro anao, anao tsisy fetra
Sahiko lazaina fa raha tsy eo anilanao
Voary tsy ilaiko izao tontolo izao
Aleoko raha ho izany dia tsy ho ary teto
Satria dia hijaly ny fiainako eto
Porofo ve xpdbmm no ilainao rahavako
Aleo dia ho bvfxj ambara aminao ny fitiavako
Raha toa ka ilaina ny hamoizana ny aiko
Dia foiko ho anao, ho anao sombinaiko
(Gabhy sy Fleur)
Anao, matokia raha mbola eto an-tany
Atolotro anao ny fiainako pewi rehetra
Atolotro anao, anao tsisy fetra
Sahiko lazaina fa raha tsy eo anilanao
Voary tsy ilaiko izao tontolo izao
Aleoko raha ho izany dia tsy ho ary teto
Satria dia hijaly ny fiainako eto
Porofo ve xpdbmm no ilainao rahavako
Aleo dia ho bvfxj ambara aminao ny fitiavako
Raha toa ka ilaina ny hamoizana ny aiko
Dia foiko ho anao, ho anao sombinaiko
(Gabhy sy Fleur)
--------
Lien:
