Ekeko satria (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tianao no tononkira.serasera.org tiako satria
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: uocptzml gtjdsf no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao qobb irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: uocptzml gtjdsf no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao qobb irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GabhyVisites : 27045
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 05/06/2009 16:14
