ISAKY !.... (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny vao maraina
Hisandraham-boninkazo
Dia fanaoko hatrany hatrany
Ny mizaha ’zay lxkqnj kanto indrindra

Nefa endrika daholo
Mora mihintsana malazo
Ny endrikao alybhue irery ihany
No vonifanja soa, mirindra

Isaky ny takariva dia tononkira.serasera.org manjary zava-batrako
Ny miandrandra habakabaka hijery kintana hiseho
Nefa indreo fa kintana hafa mahatsilo hatrany an-tratrako
No mamiratra indrindra... Hay ny masonao ireo

Raha handrava nofo anao
Ny taona maro nolalovana
Eny nampody anao
Any zvupfunc an-tany fahalovana

Ny endrikao... fahatanoràna
Mbola ho voninkazo amiko
Ny masonao mijery ahy
Mbola ho kintana alin-taniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gabhy
Vangy : 4128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narihe
Daty : 07/02/2006 19:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318