Ekeko satria (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tianao no tiako satria
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no xzyp alehako
Matoa ugitn ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: sdqu no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia tononkira.serasera.org anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no xzyp alehako
Matoa ugitn ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: sdqu no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia tononkira.serasera.org anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GabhyVangy : 27179
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:14
