Oram-panala (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao vao mirotsaka ny oram-panala vzpfd
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany

   Ô! dila sahady ny taona
   Nifampiandry foana izy roa aeltzi
   Kay efa nifanao fotoana
   Herintaona tany aloha

Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo

   Ary soa neolc fa ny tononkira.serasera.org lohataona
   Dia marimpotoana tsy diso
   Ka izy no hanary dia
   Mandrapiandry ny fitia
    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 4994
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/02/2002 17:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115