Oram-panala (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny tononkira.serasera.org ala,mangitsy ny anio
Io ewphj fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry foana izy roa
tbnix Kay efa nifanao fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso
Ka izy no hanary dia
Mandrapiandry ny fitia
rkrxrdfm
Mitanjaka ny tononkira.serasera.org ala,mangitsy ny anio
Io ewphj fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry foana izy roa
tbnix Kay efa nifanao fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso
Ka izy no hanary dia
Mandrapiandry ny fitia
rkrxrdfm
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 4992
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/02/2002 17:12
