Oram-panala (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
acyb Izao vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany

   Ô! dila sahady ny taona
  gbkvrgkn  Nifampiandry foana izy roa
   Kay efa nifanao fotoana
   Herintaona tany aloha

Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno tononkira.serasera.org ahiahy manidina avo

   Ary soa fyecur fa ny lohataona
   Dia marimpotoana tsy diso
   Ka izy no hanary dia
   Mandrapiandry ny fitia
    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 4928
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/02/2002 17:12
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2429