Oram-panala (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany gpkjtqrm

   Ô! dila sahady ny taona
   Nifampiandry foana izy roa
   Kay efa nifanao fotoana
   Herintaona tany aloha

Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny eqpb heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo

   Ary soa fa ny lohataona
   Dia marimpotoana tsy diso
   Ka izy no ncucuzac hanary dia
   Mandrapiandry tononkira.serasera.org ny fitia
    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 4991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/02/2002 17:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.022