RY VOLANA FENO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
llnkrcjr Ry volana feno sy manganohano
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy ny toetra bfivsxo mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra tononkira.serasera.org masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny fqpobcpc dia(x2)
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy ny toetra bfivsxo mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra tononkira.serasera.org masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny fqpobcpc dia(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:29
