Ambodia very namana (Lasa) (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambodia very namana angaha izato ialahy
Tsisy mpijery any lavitra ezaka zbaqt any
Toy ny zaza tnuug tsy mahasara-nono
Tsisy mpitaiza ka mahavaky ny fo.
Vao toy ny omaly ialahy ‘lay nandao ahy
Hitako vsai sary, mampangotsoka ny fanahy
Narindrina ny vavahady hampisaraka antsika
Samy nahatsapa fa angamba tsy hifankahita.
Hiraraka toy ny volana any iny e
Fahatsiarovana anao
Lasan-davitra any ny lasa iny
Lasa ka tena nandao.
Rehefa ato an-trano toa babangoana zay hitan’ny maso
Toa mahakamo na ny mijanona ato
Na ny fandriana aza toa mahatsiaro tononkira.serasera.org an’ialahy
Fa mangatsiaka rehefa amin’ny alina
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 5314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2014 20:04