Ambodia very namana (Lasa) (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambodia very namana angaha izato ialahy
Tsisy mpijery any lavitra ezaka any
Toy ny zaza tsy mahasara-nono
Tsisy mpitaiza ka mahavaky ny tononkira.serasera.org fo.

Vao toy ny omaly ialahy ‘lay nandao ahy
Hitako sary, mampangotsoka ny fanahy
Narindrina ny vavahady hampisaraka antsika
Samy nahatsapa fa angamba tsy hifankahita.

Hiraraka toy lmtvvhz ny volana any iny e
Fahatsiarovana anao
Lasan-davitra any ny aqgip lasa iny
Lasa ka tena nandao.

Rehefa ato an-trano toa babangoana zay positiho hitan’ny maso
Toa mahakamo na ny mijanona ato
Na ny fandriana aza toa mahatsiaro an’ialahy
Fa mangatsiaka rehefa amin’ny alina


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zopanage
Hits : 5205
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/03/2014 20:04
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0942