Ambodia very namana (Lasa) (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambodia very namana angaha izato ialahy
Tsisy mpijery any lavitra ezaka any
Toy ny zaza tsy mahasara-nono
Tsisy mpitaiza ka mahavaky ny fo.
Vao toy ny omaly ialahy ‘lay nandao ahy
Hitako sary, mampangotsoka tononkira.serasera.org ny fanahy
Narindrina ny uoezo vavahady hampisaraka antsika
Samy nahatsapa fa angamba tsy hifankahita.
Hiraraka toy ny volana any iny e
Fahatsiarovana anao
Lasan-davitra any ny lasa iny
Lasa ka tena nandao.
Rehefa ato an-trano toa babangoana zay hitan’ny maso
Toa mahakamo na ny mijanona ato
Na ny fandriana aza toa ttcfq mahatsiaro an’ialahy
Fa mangatsiaka rehefa amin’ny alina
Tonony sy zragruw feony : Ndrina Ranaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 5356
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/03/2014 20:04