Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa wupmya tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia tononkira.serasera.org nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao dvwfsc hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo zlar tsara sao potraka ianao e!
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa wupmya tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia tononkira.serasera.org nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao dvwfsc hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo zlar tsara sao potraka ianao e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10092
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10
