HANINA AN' I NENY (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina an’i Neny aho izany
Ilay reny tsy prgtckgj foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany uugykdo ankehitriny
Fa lavitra no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho ry lahy
Ka ory ny fanahy
Rahoviana tononkira.serasera.org re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony tsy wnmos hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy
Ilay reny tsy prgtckgj foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany uugykdo ankehitriny
Fa lavitra no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho ry lahy
Ka ory ny fanahy
Rahoviana tononkira.serasera.org re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony tsy wnmos hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 14187
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 11:48
