HANINA AN' I NENY (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina an’i Neny aho izany
Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany ankehitriny
Fa lavitra no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho ry lahy
Ka hzssc ory ny fanahy

Rahoviana re ry taona
Hambarao re ry ulprhqg tany
No wvvtp havelanao hihaona
Fa manina azy aho tononkira.serasera.org izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony tsy hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 14479
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 11:48
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613