HANINA AN' I NENY (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina xhya an’i Neny aho izany
Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany ankehitriny
Fa lavitra nmuqm no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho ry tononkira.serasera.org lahy
Ka ory ny fanahy
Rahoviana re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony flyx tsy hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy
Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany ankehitriny
Fa lavitra nmuqm no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho ry tononkira.serasera.org lahy
Ka ory ny fanahy
Rahoviana re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony flyx tsy hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 14300
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2002 11:48
