HANINA AN' I NENY (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina an’i Neny aho izany
Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina tononkira.serasera.org irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany xjhwgm ankehitriny
Fa lavitra no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho tdkjaow ry lahy
Ka ory zkvfbeo ny fanahy
Rahoviana re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony tsy hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy
Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina tononkira.serasera.org irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany xjhwgm ankehitriny
Fa lavitra no misy azy iny
Manimanina an’i Neny aho tdkjaow ry lahy
Ka ory zkvfbeo ny fanahy
Rahoviana re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony tsy hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BarijaonaVisites : 14301
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/09/2002 11:48
