Eny ry Tompo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ry qpdhax Tompo fantatray tokoa
Fa ny fiainanay e, dia voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny tononkira.serasera.org Avo koa
Na soa na ratsy ny ngcjbdot szpl tolotra omenao
Eny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.
Eny Ray ô, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.
Fa ny fiainanay e, dia voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny tononkira.serasera.org Avo koa
Na soa na ratsy ny ngcjbdot szpl tolotra omenao
Eny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.
Eny Ray ô, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4008
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 18:04
