Eny ry Tompo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tononkira.serasera.org ry Tompo fantatray tokoa
Fa ny fiainanay e, dia laefjwwj voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona afouofcg n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny kuwzw Avo koa
Na soa na ratsy ny tolotra omenao
Eny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.
Eny Ray ô, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.
Fa ny fiainanay e, dia laefjwwj voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona afouofcg n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny kuwzw Avo koa
Na soa na ratsy ny tolotra omenao
Eny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.
Eny Ray ô, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 3992
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/11/2012 18:04
