Eny ry Tompo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ry Tompo fantatray zfebghh tokoa
Fa ny fiainanay e, dia voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny Avo koa
Na soa rvqbyr tononkira.serasera.org na ratsy ny tolotra omenao
Eny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa qijjksy handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.
Eny Ray ô, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.
Fa ny fiainanay e, dia voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny Avo koa
Na soa rvqbyr tononkira.serasera.org na ratsy ny tolotra omenao
Eny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa qijjksy handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.
Eny Ray ô, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 4041
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 05/11/2012 18:04
