NY TANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tananao nitsotra mba hitantana ahy Jesoa
Nidify aho,
Fa toa tsy tononkira.serasera.org sahy ny hiaraka Aminao
Kanefa Ianao nanaraka ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha
Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry gpvnizbb tsy mba mandao
Aoka ny tananao re lhaou ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho Anao
Ho olom-baovao
Lalao RANDRIANARISON
dqnzpewm
Nidify aho,
Fa toa tsy tononkira.serasera.org sahy ny hiaraka Aminao
Kanefa Ianao nanaraka ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha
Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry gpvnizbb tsy mba mandao
Aoka ny tananao re lhaou ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho Anao
Ho olom-baovao
Lalao RANDRIANARISON
dqnzpewm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1984
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 11:57
