NY TANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tananao nitsotra mba hitantana ahy Jesoa
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny hiaraka Aminao
Kanefa cycvdpg Ianao nanaraka ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny yqeisf taloha

Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba tononkira.serasera.org mandao

Aoka ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy oaqdjanm mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho Anao
Ho olom-baovao

Lalao RANDRIANARISON

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115