NY TANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tananao nitsotra mba tjshhpwy hitantana ahy tononkira.serasera.org Jesoa
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny hiaraka Aminao
Kanefa oqmb Ianao nanaraka ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha

Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba mandao

Aoka ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho Anao
Ho pmvfj olom-baovao

Lalao RANDRIANARISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118