Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako rcozhyaq hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena nweng tianao
Dia gzuugox tononkira.serasera.org nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!
Ireo toetrako rcozhyaq hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena nweng tianao
Dia gzuugox tononkira.serasera.org nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10228
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10
