MILA ANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mideza izany lalako
Izay mankeny Aminao Raiko o
Koa miangavy aho, mitalaho aho
Mba tantano izany dcixljon diako

Mila Anao aho Jesosy tia o
Mila Anao aho Raiko tia o
Aza avelanao wdggn irery aho
Mba tsinjovy izany lalàko

Indro raiso izany tanako
Fa mitady Anao Raiko
Tano mafy aho, raiso aho
Te hitoetra eo anilanao

Mila lagvgrr Anao aho Jesosy tia o
Mila Anao aho Raiko tia o
Mbola tononkira.serasera.org lavitra izany lalako
Mba arovy tsy hiverain-dalàna

Michel RAKOTOARISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0166