MILA ANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mideza izany lalako
Izay mankeny Aminao Raiko o
Koa tononkira.serasera.org miangavy aho, mitalaho aho
Mba tantano izany diako

Mila Anao aho Jesosy tia o
Mila wmfunk Anao aho Raiko tia o
Aza avelanao rhdwqk irery aho
Mba tsinjovy izany lalàko

Indro raiso izany tanako
Fa mitady Anao Raiko
Tano mafy aho, raiso aho
Te uxhtu hitoetra eo anilanao

Mila Anao aho Jesosy tia o
Mila Anao aho Raiko tia o
Mbola lavitra izany lalako
Mba arovy tsy hiverain-dalàna

Michel RAKOTOARISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118