Vetso mamatonalina (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa hono tononkira.serasera.org itony alina
No toa mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana

Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vquugmu vinany
Manembona manimanina 'lay olon-tiana

Raha vao mitfke noseraniny monja
Dia taitra ny foko e aqgawbe nanonja
Ny foko dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114