NY TANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tananao nitsotra mba hitantana pkziuw ahy Jesoa
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny hiaraka xuya Aminao
Kanefa Ianao nanaraka ahy
Tsy niala tononkira.serasera.org fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha

Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba blcelbvm mandao

Aoka ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho Anao
Ho olom-baovao

Lalao RANDRIANARISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116