NY TOMPO TIA ANAO (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao tokoa ve ilay ppzwvylc Jesoa
Fantatrao tokoa ve ilay Jesoa
Izy no tonga hitady sy hamonjy anao
Hanafaka sy handrava ny gadranao.

Ny Tompo anie ka tia anao
Izy anie ka tsy mandao
Koa raha mety ianao
Anio
Avia manatona dia ho tonga madio.

Efa qtgabcd ela Izy no niandry anao
Fa ianao no mbola be lalao
Nanarapo tamin'ny rendrarendra
Tsy nahatsapa jnya tena tononkira.serasera.org fa voageja.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014