NY TOMPO TIA ANAO (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao tokoa ve ilay Jesoa
Fantatrao tokoa ve ilay Jesoa
Izy no tonga hitady sy hamonjy anao
Hanafaka sy handrava ny tononkira.serasera.org gadranao.

Ny Tompo anie ka uusqte tia anao
Izy anie ka tsy mandao
Koa raha mety ianao
Anio
Avia szihgw manatona dia ho baax tonga madio.

Efa ela Izy no niandry anao
Fa ianao no mbola be lalao
Nanarapo tamin'ny rendrarendra
Tsy nahatsapa tena fa voageja.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5463