ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao
Tompo tokana dbbuv tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy miahy
Mikolokolo, mitaiza ny tononkira.serasera.org aram-panahy

Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha rpzbj tsy byanuslr eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao


Lalao RANDRIANARISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144