Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny egwevpoe aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tononkira.serasera.org tamin’izay skvm
Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ktzsifv ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tononkira.serasera.org tamin’izay skvm
Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ktzsifv ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 5639
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 16:05
