Taitairo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha resy ianao digih androany
Araraoty ny ampitso
F’aza mora reraka
Mbola ho lavitra anie ny dia
Tsy mba misy ny voahozona
Mba handrotsa-tomany
F’araho vazo moramora
Dia ho maivana ianao
Fa raha orana mikija
Oran-drano be fifaoka
Nefa raha fetsy ianao mbola hijinja
Hihinam-bary misy laoka
Fa raha resy ianao androany
Mbola andro koa ny umwwbqz ampitso
Mbola andro avokoa
Ny fiainanao rehetra
Iezaho hatrany hatrany
Ny ankolafiny rehetra
Fa raha tanterakao izany
Dia tononkira.serasera.org ho tonganao ’lay fetra
Fa raha ambony ldvnzlmf ianao
Noho ny saina sy toetra
Hitangorona aminao
Ireo izay tsara rehetra
Tonony sy feony : Harinaivo RABEVALA (1982)
Araraoty ny ampitso
F’aza mora reraka
Mbola ho lavitra anie ny dia
Tsy mba misy ny voahozona
Mba handrotsa-tomany
F’araho vazo moramora
Dia ho maivana ianao
Fa raha orana mikija
Oran-drano be fifaoka
Nefa raha fetsy ianao mbola hijinja
Hihinam-bary misy laoka
Fa raha resy ianao androany
Mbola andro koa ny umwwbqz ampitso
Mbola andro avokoa
Ny fiainanao rehetra
Iezaho hatrany hatrany
Ny ankolafiny rehetra
Fa raha tanterakao izany
Dia tononkira.serasera.org ho tonganao ’lay fetra
Fa raha ambony ldvnzlmf ianao
Noho ny saina sy toetra
Hitangorona aminao
Ireo izay tsara rehetra
Tonony sy feony : Harinaivo RABEVALA (1982)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 7890
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/12/2003 05:26
