Oram-panala (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry foana izy roa
Kay efa nifanao opvxykmv fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso qsvf kdyme
Ka izy no hanary dia
tononkira.serasera.org Mandrapiandry ny fitia
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry foana izy roa
Kay efa nifanao opvxykmv fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso qsvf kdyme
Ka izy no hanary dia
tononkira.serasera.org Mandrapiandry ny fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 4937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/02/2002 17:12
