Fitia nindramina (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fotoana vitsy monjy ihany anie
no noferanao ho ahy mba ho anjarako
Ilay fitia tao am-ponao hatrizay
Tsy navelanao ho ahy mba ho fananako


Hasambarana fohy no niainako
Tsy mba nahitako izay nahasoa
Fa ny faniriako ny ho anilanao
K’anefa tsy mba nirinao

Fitia nindramina avy any aminao
No niainako hatrizay  hatrizao
Nefa toa folvf navelanao toa izay fanaonao
Fitia nindramina avy any aminao
Fiainana vaovao lava izao ny anao
Nefa izany ve no atao hoe hasambarana

Tsy ozsugbq tsapanao tokoa mantsy fa
Ny fitiavako tsy niala taminao
Ilay foko tia tsy nety niova
Toa nanjary kivy htpxyr nohon’ny nataonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1206