Fitia nindramina (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana vitsy monjy ihany anie
no noferanao ho iksa ahy mba ho anjarako
Ilay fitia tao am-ponao hatrizay
Tsy navelanao ho ahy mba ho fananako
Hasambarana fohy no niainako
Tsy mba nahitako izay nahasoa
Fa ny faniriako tononkira.serasera.org ny ho anilanao
K’anefa tsy mba nirinao
Fitia nindramina avy any aminao
No niainako hatrizay wkmuxe hatrizao
Nefa toa navelanao toa izay fanaonao
Fitia zpjsxyr nindramina avy any aminao
Fiainana vaovao lava izao ny anao
Nefa izany ve no atao hoe hasambarana
Tsy tsapanao tokoa mantsy fa
Ny fitiavako tsy niala taminao
Ilay foko tia tsy nety niova
Toa nanjary kivy nohon’ny nataonao
no noferanao ho iksa ahy mba ho anjarako
Ilay fitia tao am-ponao hatrizay
Tsy navelanao ho ahy mba ho fananako
Hasambarana fohy no niainako
Tsy mba nahitako izay nahasoa
Fa ny faniriako tononkira.serasera.org ny ho anilanao
K’anefa tsy mba nirinao
Fitia nindramina avy any aminao
No niainako hatrizay wkmuxe hatrizao
Nefa toa navelanao toa izay fanaonao
Fitia zpjsxyr nindramina avy any aminao
Fiainana vaovao lava izao ny anao
Nefa izany ve no atao hoe hasambarana
Tsy tsapanao tokoa mantsy fa
Ny fitiavako tsy niala taminao
Ilay foko tia tsy nety niova
Toa nanjary kivy nohon’ny nataonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 19115
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Cathy
Daty : 11/02/2003 14:37
